Josoa 7:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Efa nanota ny Israely sady efa nivadika tamin’ny fifanekena+ nasaiko notandremany. Efa nakany koa ny zavatra voatokana haringana,+ ka nangalariny+ sy nafeniny+ ary nataony tao amin’ny entany.+ Josoa 7:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Koa izay voatana miaraka amin’ilay zavatra voatokana haringana, dia hodorana+ miaraka amin’izay rehetra azy. Nivadika tamin’ny fifanekena+ nataon’i Jehovah mantsy izy, ary nanao zavatra manala baraka teo amin’ny Israely.”’”+
11 Efa nanota ny Israely sady efa nivadika tamin’ny fifanekena+ nasaiko notandremany. Efa nakany koa ny zavatra voatokana haringana,+ ka nangalariny+ sy nafeniny+ ary nataony tao amin’ny entany.+
15 Koa izay voatana miaraka amin’ilay zavatra voatokana haringana, dia hodorana+ miaraka amin’izay rehetra azy. Nivadika tamin’ny fifanekena+ nataon’i Jehovah mantsy izy, ary nanao zavatra manala baraka teo amin’ny Israely.”’”+