FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 7:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary nahafaty enina amby telopolo lahy teo ho eo tamin’izy ireo ny olona tao Ay, ka nanenjika+ azy avy teo anoloan’ny vavahady hatrany Sebarima, sady tsy nitsahatra namely azy teny am-pidinana. Koa nihorohoro ny fon’ny vahoaka, ka toy ny hoe nitsonika lasa rano ny herim-pony.+

  • Josoa 7:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Dia nalain’i Josoa sy ny Israely rehetra i Akana+ zanak’i Zera, mbamin’ilay volafotsy sy ilay akanjo ary ilay vaingam-bolamena,+ ary koa ny zanany lahy sy ny zanany vavy sy ny ombiny sy ny ampondrany sy ny ondry aman’osiny sy ny tranolainy ary izay rehetra azy, ka nentiny teo amin’ny lemaka ivan’i Akora.+

  • Josoa 7:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary hoy i Josoa: “Nahoana no nahatonga loza taminay ianao?+ Hahatonga loza aminao koa i Jehovah anio.” Dia nitora-bato azy ny Israely rehetra,+ ary nandoro+ azy nony avy eo. Eny, notorahany vato ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara