Genesisy 31:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Ary hoy i Labana: “Ity antontam-bato ity no vavolombelona amiko sy aminao anio.” Izany no antony nanaovana ny anaran’ilay izy hoe Galeda+ Josoa 24:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary hoy i Josoa tamin’ny olona rehetra: “Ho vavolombelona hiampanga antsika ity vato ity,+ fa efa ren’izy io ny teny rehetra nolazain’i Jehovah tamintsika, ka io no ho vavolombelona hiampanga anareo, raha mandà an’Andriamanitrareo ianareo.”
48 Ary hoy i Labana: “Ity antontam-bato ity no vavolombelona amiko sy aminao anio.” Izany no antony nanaovana ny anaran’ilay izy hoe Galeda+
27 Ary hoy i Josoa tamin’ny olona rehetra: “Ho vavolombelona hiampanga antsika ity vato ity,+ fa efa ren’izy io ny teny rehetra nolazain’i Jehovah tamintsika, ka io no ho vavolombelona hiampanga anareo, raha mandà an’Andriamanitrareo ianareo.”