Josoa 22:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary nirahin’ny+ zanak’Israely i Finehasa+ zanak’i Eleazara mpisorona, hankany amin’ny taranak’i Robena sy ny taranak’i Gada ary ny antsasaky ny fokon’i Manase, tany Gileada.
13 Ary nirahin’ny+ zanak’Israely i Finehasa+ zanak’i Eleazara mpisorona, hankany amin’ny taranak’i Robena sy ny taranak’i Gada ary ny antsasaky ny fokon’i Manase, tany Gileada.