Nomery 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ireo no voantso avy amin’ny vahoaka, dia ny mpiadidy+ teo amin’ny fokon’ireo rainy. Ireo no mpifehy ny arivo eo amin’ny Israely.”+ Josoa 22:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nisy mpiadidy folo nirahina niaraka taminy, dia mpiadidy iray isaky ny fianakaviambe* teo amin’ny foko rehetran’ny Israely. Ary ireo dia samy lohan’ny fianakaviambe avy amin’ireo rainy sady mpifehy ny arivo teo amin’ny Israely.+
16 Ireo no voantso avy amin’ny vahoaka, dia ny mpiadidy+ teo amin’ny fokon’ireo rainy. Ireo no mpifehy ny arivo eo amin’ny Israely.”+
14 Nisy mpiadidy folo nirahina niaraka taminy, dia mpiadidy iray isaky ny fianakaviambe* teo amin’ny foko rehetran’ny Israely. Ary ireo dia samy lohan’ny fianakaviambe avy amin’ireo rainy sady mpifehy ny arivo teo amin’ny Israely.+