Deoteronomia 31:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Koa vorio etỳ amiko ny anti-panahy rehetra eo amin’ny fokonareo sy ny mpiadidy+ eo aminareo, mba hilazako ireto teny ireto. Ary hiantso ny lanitra sy ny tany aho ho vavolombelona hiampanga azy.+
28 Koa vorio etỳ amiko ny anti-panahy rehetra eo amin’ny fokonareo sy ny mpiadidy+ eo aminareo, mba hilazako ireto teny ireto. Ary hiantso ny lanitra sy ny tany aho ho vavolombelona hiampanga azy.+