14 Mbola tsy nisy andro tahaka an’iny, na tany alohany na tatỳ aoriany, izay nihainoan’i Jehovah ny feon’olona toy izany,+ fa i Jehovah mihitsy no niady ho an’ny Israely.+
42 Tao anatin’ny fe-potoana iray ihany+ no namaboan’i Josoa an’ireny mpanjaka rehetra ireny sy ny taniny, satria i Jehovah Andriamanitry ny Israely no niady ho an’ny Israely.+