FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 34:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Dia haka amin’ny zanany vavy ho vadin’ny zanakao lahy ianao,+ nefa azo antoka fa hanana fifandraisana mamoafady amin’ny andriamaniny ilay zanany vavy, ka hitarika ny zanakao lahy hanana fifandraisana mamoafady toy izany koa.+

  • Deoteronomia 7:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Aza manao fifanarahana ara-panambadiana aminy: Aza omenao ho vadin’ny zanany lahy ny zanakao vavy, ary aza alainao ho vadin’ny zanakao lahy ny zanany vavy.+

  • Mpitsara 3:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia nalain’ny zanak’Israely ho vady ny zanakavavin’ireny,+ ary ny zanany vavy kosa nomeny ho vadin’ny zanakalahin’ireny.+ Ary nanompo ny andriamanitr’ireny ny zanak’Israely.+

  • 1 Mpanjaka 11:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Rehefa antitra i Solomona,+ dia voatarik’ireny+ vadiny ireny hanaraka andriamani-kafa+ ny fony. Ary tsy nifikitra tanteraka+ tamin’i Jehovah Andriamaniny ny fony, tsy mba hoatran’ny fon’i Davida rainy.

  • Ezra 9:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Fa nisy tamin’ny zanakavavin’ireny nalain’izy ireo ho vadiny sy ho vadin’ny zanany lahy.+ Koa nanjary nifangaroharo+ tamin’ny mponina manodidina izy ireo nefa taranaka masina.+ Ary loha laharana+ tamin’izany fivadihana izany ireo andriana sy solontenam-panjakana.”

  • Nehemia 13:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Tamin’izany koa no nahalalako fa nisy Jiosy nanambady+ vehivavy asdodita+ sy amonita ary moabita.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara