Genesisy 21:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa nataon’i Abrahama hoe Isaka+ ny anaran’ilay zanany, izay naterak’i Saraha taminy. Salamo 127:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Lova avy amin’i Jehovah ny zanaka maro,+Ary valisoa ny aloaky ny kibo.+