Eksodosy 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Mbola misy loza iray halefako amin’i Farao sy Ejipta, ka aorian’izay izy vao handefa anareo hiala eto.+ Ary amin’ny fotoana handefasany anareo rehetra, dia horoahiny ara-bakiteny mihitsy ianareo hiala eto.+
11 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Mbola misy loza iray halefako amin’i Farao sy Ejipta, ka aorian’izay izy vao handefa anareo hiala eto.+ Ary amin’ny fotoana handefasany anareo rehetra, dia horoahiny ara-bakiteny mihitsy ianareo hiala eto.+