Eksodosy 14:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Koa nanjary teo anelanelan’ny Ejipsianina sy ny Israely ny andry rahona,+ ka ny lafiny iray dia rahona sy haizina, fa ny lafiny iray kosa nirehitra foana nanazava ny alina.+ Ary tsy nifanatona ireo toby roa nandritra ny alina manontolo. Salamo 78:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nitarika azy tamin’ny alalan’ny rahona izy rehefa antoandro,+Ary tamin’ny fahazavan’ny afo nandritra ny alina manontolo.+ Salamo 105:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Namelatra rahona izy mba hanakona,+Sy afo mba hanazava mandritra ny alina.+
20 Koa nanjary teo anelanelan’ny Ejipsianina sy ny Israely ny andry rahona,+ ka ny lafiny iray dia rahona sy haizina, fa ny lafiny iray kosa nirehitra foana nanazava ny alina.+ Ary tsy nifanatona ireo toby roa nandritra ny alina manontolo.
14 Nitarika azy tamin’ny alalan’ny rahona izy rehefa antoandro,+Ary tamin’ny fahazavan’ny afo nandritra ny alina manontolo.+