Eksodosy 23:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Halefako hialoha anao koa ny fahakiviana,+ ka izany no handroaka ny Hivita sy ny Kananita sy ny Hetita tsy ho eo anatrehanao.+ Deoteronomia 7:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary hataon’i Jehovah Andriamanitrao koa izay hahakivy tanteraka+ an’ireny, mandra-pahafatin’izay sisa tavela+ sy izay niafina anao. Josoa 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 ka niteny hoe: “Fantatro fa homen’i Jehovah anareo ity tany ity,+ ary matahotra anareo izahay,+ sady kivy noho ny aminareo ny mponina rehetra eto amin’ity tany ity.+
28 Halefako hialoha anao koa ny fahakiviana,+ ka izany no handroaka ny Hivita sy ny Kananita sy ny Hetita tsy ho eo anatrehanao.+
20 Ary hataon’i Jehovah Andriamanitrao koa izay hahakivy tanteraka+ an’ireny, mandra-pahafatin’izay sisa tavela+ sy izay niafina anao.
9 ka niteny hoe: “Fantatro fa homen’i Jehovah anareo ity tany ity,+ ary matahotra anareo izahay,+ sady kivy noho ny aminareo ny mponina rehetra eto amin’ity tany ity.+