Eksodosy 19:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 ‘Hitanareo ny nataoko tamin’ny Ejipsianina,+ mba hahafahako hitondra anareo tamin’ny elatry ny voromahery sy hitarika anareo ho atỳ amiko.+ Deoteronomia 32:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia toy izany no nitarihan’i Jehovah azy,+ ary irery Izy rehefa nanao izany,Fa tsy nisy andriamani-kafa niaraka taminy.+ Amosa 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary izaho no nitondra anareo niakatra avy tany Ejipta+ sy nampandeha anareo namakivaky ny tany efitra nandritra ny efapolo taona,+ mba hakanareo ny tanin’ny Amorita ho fanananareo.+
4 ‘Hitanareo ny nataoko tamin’ny Ejipsianina,+ mba hahafahako hitondra anareo tamin’ny elatry ny voromahery sy hitarika anareo ho atỳ amiko.+
12 Dia toy izany no nitarihan’i Jehovah azy,+ ary irery Izy rehefa nanao izany,Fa tsy nisy andriamani-kafa niaraka taminy.+
10 Ary izaho no nitondra anareo niakatra avy tany Ejipta+ sy nampandeha anareo namakivaky ny tany efitra nandritra ny efapolo taona,+ mba hakanareo ny tanin’ny Amorita ho fanananareo.+