15 Fa raha tsy tianareo ny hanompo an’i Jehovah, dia fidio anio izay hotompoinareo,+ na ny andriamanitra notompoin’ny razanareo tany ampitan’ny Renirano,+ na ny andriamanitry ny Amorita nonina teto amin’ity tany onenanareo ity.+ Fa izaho sy ny ankohonako kosa hanompo an’i Jehovah.”+