Deoteronomia 5:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Koa aleo ianao ihany no hankany sy hihaino izay rehetra holazain’i Jehovah Andriamanitsika. Ary ianao no hilaza aminay izay rehetra hambaran’i Jehovah Andriamanitsika aminao,+ dia hohenoinay tokoa izany, ka harahinay.’ Deoteronomia 28:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 “Raha tena mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao ianao, ka mitandrina tsara ny didiny rehetra andidiako anao anio,+ dia hasandratr’i Jehovah Andriamanitrao ho ambony noho ny firenena rehetra eto ambonin’ny tany ianao.+
27 Koa aleo ianao ihany no hankany sy hihaino izay rehetra holazain’i Jehovah Andriamanitsika. Ary ianao no hilaza aminay izay rehetra hambaran’i Jehovah Andriamanitsika aminao,+ dia hohenoinay tokoa izany, ka harahinay.’
28 “Raha tena mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao ianao, ka mitandrina tsara ny didiny rehetra andidiako anao anio,+ dia hasandratr’i Jehovah Andriamanitrao ho ambony noho ny firenena rehetra eto ambonin’ny tany ianao.+