50 Araka ny baikon’i Jehovah, dia nomen’izy ireo ho lovany i Timnata-sera+ izay tanàna nangatahiny,+ teo amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima. Koa nanorina an’ilay tanàna izy ka nonina tao.
9 Koa nalevina tao amin’ny faritry ny lovany izy, dia tao Timnata-heresa,+ any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima, any avaratry ny Tendrombohitra Gasa.+