FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 11:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Fantatrareo tsara ankehitriny fa tsy ny zanakareo no itenenako, dia ny zanakareo izay tsy nahalala sady tsy nahita ny famaizan’i Jehovah+ Andriamanitrareo, sy ny fahalehibeazany,+ sy ny tanany mahery,+ ary ny sandriny nahinjitra.+

  • Deoteronomia 31:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary ny zanany izay tsy mahalala an’izany dia tokony hihaino+ sy hianatra hatahotra an’i Jehovah Andriamanitrareo, mandritra ny androm-piainanareo eo amin’ilay tany izay halehanareo eny ampitan’i Jordana ka halainareo ho fanananareo.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara