FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 18:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Nony nanopy ny masony+ izy ka nijery, dia indreo nisy telo lahy nijoro terỳ lavidavitra terỳ. Ary raha vao nahita azy ireo izy, dia nihazakazaka avy teo amin’ny fidirana amin’ny tranolay mba hitsena azy, ka niankohoka tamin’ny tany.+

  • Eksodosy 23:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Fa handeha eo alohanao ilay anjeliko ka hitondra anao ho any amin’ny Amorita sy ny Hetita sy ny Perizita sy ny Kananita sy ny Hivita ary ny Jebosita, dia haringako tokoa ireo.+

  • Mpitsara 13:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia lasa nilaza tamin’ny vadiny ravehivavy hoe: “Nisy lehilahin’Andriamanitra tonga teo amiko. Sahala amin’ny anjelin’Andriamanitra+ no fahitako azy, sady nampahatahotra be.+ Tsy nanontaniako azy izay toerana niaviany, ary tsy nolazainy tamiko koa ny anarany.+

  • Asan’ny Apostoly 1:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary raha mbola nibanjina ny lanitra teo ireo, raha iny lasa iny i Jesosy,+ dia indreo nisy roa lahy niakanjo fotsy+ nijoro teo anilan’izy ireo,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara