FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 22:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ary hitan’ilay ampondra ilay anjelin’i Jehovah, izay nijoro teo an-dalana sady nitana sabatra efa voatsoaka tao anaty tranony.+ Dia nitady hivily any anaty saha ilay ampondra, nefa nikapoka azy i Balama mba hampiverina azy teo amin’ny lalana.

  • 1 Tantara 21:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Nanopy ny masony i Davida, ka nahita an’ilay anjelin’i Jehovah+ nijoro teo anelanelan’ny tany sy ny lanitra, sady nitana sabatra+ nanondro an’i Jerosalema, dia sabatra voatsoaka tao anaty tranony. Dia niankohoka+ avy hatrany i Davida sy ny anti-panahy, izay samy niakanjo gony.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara