Deoteronomia 31:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary i Jehovah no mandeha eo alohanao. Homba anao foana izy.+ Tsy handao anao izy ary tsy hahafoy anao mihitsy. Koa aza matahotra na mihorohoro.”+ Josoa 8:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia hoy i Jehovah tamin’i Josoa: “Aza matahotra na mihorohoro.+ Ento miaraka aminao ny mpiady rehetra ka miakara any Ay. Fa atolotro eo an-tananao ny mpanjakan’i Ay sy ny vahoakany sy ny tanànany ary ny taniny.+
8 Ary i Jehovah no mandeha eo alohanao. Homba anao foana izy.+ Tsy handao anao izy ary tsy hahafoy anao mihitsy. Koa aza matahotra na mihorohoro.”+
8 Dia hoy i Jehovah tamin’i Josoa: “Aza matahotra na mihorohoro.+ Ento miaraka aminao ny mpiady rehetra ka miakara any Ay. Fa atolotro eo an-tananao ny mpanjakan’i Ay sy ny vahoakany sy ny tanànany ary ny taniny.+