Deoteronomia 9:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Mihainoa, ry Israely ô: Efa hiampita an’i Jordana+ ianao ankehitriny ary hiditra ao amin’ilay tany, ka handroaka firenena lehibe sy mahery noho ianao,+ eny, tanàna lehibe misy manda manakatra ny lanitra,+ Deoteronomia 11:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Fa efa hiampita an’i Jordana ianareo mba hiditra ao amin’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrareo anareo, ary haka izany ho fanananareo ka honina ao. + Josoa 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Rehefa tapitra ireo telo andro,+ dia namakivaky ny toby ireo mpiadidy,+
9 “Mihainoa, ry Israely ô: Efa hiampita an’i Jordana+ ianao ankehitriny ary hiditra ao amin’ilay tany, ka handroaka firenena lehibe sy mahery noho ianao,+ eny, tanàna lehibe misy manda manakatra ny lanitra,+
31 Fa efa hiampita an’i Jordana ianareo mba hiditra ao amin’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrareo anareo, ary haka izany ho fanananareo ka honina ao. +