FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 49:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Ary ianao, ry Joda,+ hoderain’ny rahalahinao ianao.+ Ny tananao ho eo amin’ny hatoky ny fahavalonao.+ Ary hiankohoka eo anatrehanao ny zanaky ny rainao.+

  • 2 Samoela 22:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Hataonao mandositra eo anatrehako ny fahavaloko,*+

      Ary hataoko mangina koa izay mankahala mafy ahy.+

  • Salamo 18:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 Hataonao mandositra eo anatrehako ny fahavaloko,*+

      Ary hataoko mangina izay mankahala mafy ahy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara