30 Natolotr’i Jehovah teo an-tanan’ny Israely koa i Libna sy ny mpanjakany, ka nasian’ny Israely tamin’ny lelan-tsabatra ilay tanàna sy ny olona* rehetra tao. Tsy nasian’izy ireo niangana tao na iray aza. Toy ny nataony tamin’ny mpanjakan’i Jeriko ihany no nataony tamin’ny mpanjakan’i Libna.+