FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 13:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Rehefa nalefan’i Mosesy hijery taratra ny tany Kanana izy ireo, dia nilazany hoe: “Miakara ho any Negeba,+ ary miakara ho any amin’ny faritra be tendrombohitra.+

  • Deoteronomia 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 ka mandehana any amin’ny faritra be tendrombohitra misy ny Amorita+ sy ny faritra rehetra manodidina, izany hoe Araba+ sy ny faritra be tendrombohitra+ sy Sefela sy Negeba+ ary ny morontsiraka.+ Mandehana any amin’ireo tanin’ny Kananita+ ireo, hatrany Libanona+ sy ilay renirano lehibe, dia ny reniranon’i Eofrata.+

  • Josoa 10:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 Toy izany no namelezan’i Josoa ny tany rehetra teny amin’ny faritra be tendrombohitra+ sy tany Negeba+ sy Sefela+ ary teny amin’ireo tehezan-kavoana,+ mbamin’ny mpanjakan’izy rehetra. Tsy nasiany niangana na iray aza, fa naringany tanteraka+ ny zavamiaina+ rehetra, araka izay nandidian’i+ Jehovah Andriamanitry ny Israely.

  • Josoa 12:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 teny amin’ny faritra be tendrombohitra sy tany Sefela sy tany Araba sy teny amin’ireo tehezan-kavoana sy tany an-tany efitra ary tany Negeba,+ izany hoe ny tanin’ny Hetita sy ny Amorita+ sy ny Kananita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita+—eny, ireto avy ireo mpanjaka ireo:

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara