Josoa 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary hoy ny Israelita tamin’ny Hivita:+ “Sao etỳ amin’ny manodidina anay ihany ianareo no mipetraka, ka ahoana no hanaovanay fifanekena aminareo?”+
7 Ary hoy ny Israelita tamin’ny Hivita:+ “Sao etỳ amin’ny manodidina anay ihany ianareo no mipetraka, ka ahoana no hanaovanay fifanekena aminareo?”+