Deoteronomia 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Ary nalaintsika avy teo am-pelatanan’ny mpanjaka roan’ny Amorita+ tany amin’ny faritr’i Jordana ny taniny, nanomboka teo amin’ny lohasaha falehan-driakan’i Arnona+ ka hatrany an-tendrombohitra Hermona.+ Deoteronomia 4:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 nanomboka tany Aroera,+ eo an-tsisin’ny lohasaha falehan-driakan’i Arnona, ka hatrany an-tendrombohitra Siona, izany hoe Hermona,+
8 “Ary nalaintsika avy teo am-pelatanan’ny mpanjaka roan’ny Amorita+ tany amin’ny faritr’i Jordana ny taniny, nanomboka teo amin’ny lohasaha falehan-driakan’i Arnona+ ka hatrany an-tendrombohitra Hermona.+
48 nanomboka tany Aroera,+ eo an-tsisin’ny lohasaha falehan-driakan’i Arnona, ka hatrany an-tendrombohitra Siona, izany hoe Hermona,+