13 Dia niala teo indray izy ireo ka nitoby tao amin’ny faritr’i Arnona,+ izay tany an-tany efitra. Nanomboka teo amin’ny sisin-tanin’ny Amorita io tany efitra io. Fa i Arnona no sisin-tanin’i Moaba, teo anelanelan’ny Moabita sy ny Amorita.
9 Manomboka eo Aroera+ eo an-tsisin’ny lohasaha falehan-driakan’i Arnona,+ ary anisan’izany koa ny tanàna eo afovoan’io lohasaha falehan-driaka io, sy ny lembalemban’i Medeba+ manontolo, hatrany Dibona;+