Deoteronomia 29:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Farany, dia tonga teto amin’ity toerana ity ianareo. Ary nivoaka hiady tamintsika i Sihona mpanjakan’i Hesbona+ sy Oga+ mpanjakan’i Basana, nefa resintsika.+ Josoa 9:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 ary izay rehetra nataony tamin’ny mpanjaka roan’ny Amorita teny ampitan’i Jordana, dia i Sihona+ mpanjakan’i Hesbona sy Oga+ mpanjakan’i Basana, ilay tao Astarta.+
7 Farany, dia tonga teto amin’ity toerana ity ianareo. Ary nivoaka hiady tamintsika i Sihona mpanjakan’i Hesbona+ sy Oga+ mpanjakan’i Basana, nefa resintsika.+
10 ary izay rehetra nataony tamin’ny mpanjaka roan’ny Amorita teny ampitan’i Jordana, dia i Sihona+ mpanjakan’i Hesbona sy Oga+ mpanjakan’i Basana, ilay tao Astarta.+