Nomery 21:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Fa i Hesbona no tanànan’i Sihona,+ mpanjakan’ny Amorita.+ Izy no niady tamin’ny mpanjakan’i Moaba, tamin’ny andro fahiny. Koa nalainy teo an-tanan’io mpanjaka io daholo ny taniny, hatrany Arnona.+ Deoteronomia 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Naringantsika tanteraka+ anefa ireny, toy ny nataontsika tamin’i Sihona mpanjakan’i Hesbona, rehefa naringantsika tanteraka ny tanàna rehetra sy ny lehilahy sy ny vehivavy ary ny ankizy madinika.+
26 Fa i Hesbona no tanànan’i Sihona,+ mpanjakan’ny Amorita.+ Izy no niady tamin’ny mpanjakan’i Moaba, tamin’ny andro fahiny. Koa nalainy teo an-tanan’io mpanjaka io daholo ny taniny, hatrany Arnona.+
6 Naringantsika tanteraka+ anefa ireny, toy ny nataontsika tamin’i Sihona mpanjakan’i Hesbona, rehefa naringantsika tanteraka ny tanàna rehetra sy ny lehilahy sy ny vehivavy ary ny ankizy madinika.+