FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 25:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Tsy azo amidy ny kijana+ manodidina ny tanànany, satria lovany mandritra ny fotoana tsy voafetra izany.

  • Nomery 35:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Omeo baiko ny zanak’Israely hanome tanàna avy amin’ny lovan’izy ireo, mba honenan’ny Levita.+ Homen’izy ireo ho an’ny Levita koa ny kijana rehetra manodidina an’ireo tanàna ireo.+

  • Nomery 35:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Any ivelan’ny tanàna, dia handrefy roa arivo hakiho amin’ny lafiny atsinanana ianareo, ary roa arivo hakiho amin’ny lafiny atsimo, roa arivo hakiho amin’ny lafiny andrefana, ary roa arivo hakiho amin’ny lafiny avaratra, ka ny tanàna dia eo afovoany. Izany no ho kijanan’ny tanànan’izy ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara