FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 14:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Fa i Kaleba+ mpanompoko kosa hampidiriko ao amin’ilay tany nalehany, ary ny taranany no haka izany ho fananany.+ Toe-tsaina* hafa mantsy no tao aminy, ka nanaraka ahy tamin’ny fony manontolo izy.+

  • Nomery 32:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 afa-tsy i Kaleba+ zanak’i Jefone Kenizita sy Josoa+ zanak’i Nona. Izy roa lahy no nanaraka an’i Jehovah tamin’ny fony manontolo.’

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara