Genesisy 23:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary i Saraha maty tao Kiriata-arba,+ izany hoe Hebrona,+ any amin’ny tany Kanana.+ Ary niditra i Abrahama mba haneho ny alahelony an’i Saraha sy hitomany azy. Josoa 15:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary nomena anjara teo amin’ny taranak’i Joda i Kaleba+ zanak’i Jefone, araka ny baikon’i Jehovah tamin’i Josoa. Eny, nomena azy i Kiriata-arba, izany hoe Hebrona.+ Izany Arba izany no rain’i Anàka.
2 Ary i Saraha maty tao Kiriata-arba,+ izany hoe Hebrona,+ any amin’ny tany Kanana.+ Ary niditra i Abrahama mba haneho ny alahelony an’i Saraha sy hitomany azy.
13 Ary nomena anjara teo amin’ny taranak’i Joda i Kaleba+ zanak’i Jefone, araka ny baikon’i Jehovah tamin’i Josoa. Eny, nomena azy i Kiriata-arba, izany hoe Hebrona.+ Izany Arba izany no rain’i Anàka.