Mpitsara 1:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Nomena an’i Kaleba i Hebrona, araka izay nampanantenain’i Mosesy,+ ka noroahiny hiala tao ny zanak’i Anàka telo lahy.+
20 Nomena an’i Kaleba i Hebrona, araka izay nampanantenain’i Mosesy,+ ka noroahiny hiala tao ny zanak’i Anàka telo lahy.+