1 Samoela 30:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 sy ny tany Aroera, sy ny tany Sifmota, sy ny tany Estemoa,+ 1 Tantara 6:57 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 57 Ary nomena ho an’ny taranak’i Arona ny tanàna fialokalofana,+ dia i Hebrona,+ ary koa Libna+ sy ny kijanany, sy Jatira+ sy Estemoa+ sy ny kijanany,
57 Ary nomena ho an’ny taranak’i Arona ny tanàna fialokalofana,+ dia i Hebrona,+ ary koa Libna+ sy ny kijanany, sy Jatira+ sy Estemoa+ sy ny kijanany,