Genesisy 28:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia nataony hoe Betela*+ ny anaran’izany toerana izany. Lozy anefa no anaran’ilay tanàna taloha.+