Genesisy 48:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary ankehitriny dia ho ahy izy mirahalahy,+ izay naterakao teto Ejipta talohan’ny nahatongavako teto aminao. Eny, ho ahy i Efraima sy Manase, tahaka an’i Robena sy Simeona.+ Josoa 17:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary hoy ny taranak’i Josefa tamin’i Josoa: “Maro an’isa izao izahay satria notahin’i Jehovah.+ Koa nahoana no zaran-tany iray monja no nomenao ho anjara lovanay?”+
5 Ary ankehitriny dia ho ahy izy mirahalahy,+ izay naterakao teto Ejipta talohan’ny nahatongavako teto aminao. Eny, ho ahy i Efraima sy Manase, tahaka an’i Robena sy Simeona.+
14 Ary hoy ny taranak’i Josefa tamin’i Josoa: “Maro an’isa izao izahay satria notahin’i Jehovah.+ Koa nahoana no zaran-tany iray monja no nomenao ho anjara lovanay?”+