12 Dia hoy Andriamanitra: “Izaho no homba anao!+ Ary izao no famantarana hahalalanao fa izaho no naniraka anao:+ Hanompo an’ilay tena Andriamanitra eto amin’ity tendrombohitra+ ity ianareo, rehefa tafavoakanao avy any Ejipta ny vahoaka.”
7 Ary hoy i Jehovah tamin’i Josoa: “Manomboka anio no hanandratako anao eo imason’ny Israely rehetra,+ mba hahafantarany fa tahaka ny nombako an’i Mosesy+ no hombako anao koa.+