Deoteronomia 20:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Aza avela hisy zavamiaina ho velona+ kosa ao amin’ny tanànan’ireto firenena ireto izay homen’i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao, Josoa 16:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary tsy noroahin’izy ireo ny Kananita+ monina ao Gazera.+ Koa mbola monina any Efraima ihany ny Kananita mandraka androany,+ saingy ampanaovina asa an-terivozona.+ Mpitsara 1:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Tsy nandroaka an’ireo mponin’i Kitrona sy ny mponin’i Nahalola+ ny fokon’i Zebolona.+ Koa mbola niara-nonina tamin’izy ireo ny Kananita,+ ka nampanaoviny asa an-terivozona.+ 2 Tantara 8:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 ka ny taranak’ireny, izay tsy voaringan’ny zanak’Israely+ fa mbola tavela teo amin’ilay tany, no nampanantsoin’i+ Solomona hanao asa an-terivozona, mandraka androany.+
16 Aza avela hisy zavamiaina ho velona+ kosa ao amin’ny tanànan’ireto firenena ireto izay homen’i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao,
10 Ary tsy noroahin’izy ireo ny Kananita+ monina ao Gazera.+ Koa mbola monina any Efraima ihany ny Kananita mandraka androany,+ saingy ampanaovina asa an-terivozona.+
30 Tsy nandroaka an’ireo mponin’i Kitrona sy ny mponin’i Nahalola+ ny fokon’i Zebolona.+ Koa mbola niara-nonina tamin’izy ireo ny Kananita,+ ka nampanaoviny asa an-terivozona.+
8 ka ny taranak’ireny, izay tsy voaringan’ny zanak’Israely+ fa mbola tavela teo amin’ilay tany, no nampanantsoin’i+ Solomona hanao asa an-terivozona, mandraka androany.+