FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 19:51
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 51 Ireo no lova nozaraina+ tamin’ny alalan’ny antsapaka tao Silo,+ teo anatrehan’i Jehovah, teo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana,+ ka i Eleazara mpisorona sy Josoa zanak’i Nona ary ireo lohan’ny fianakaviamben’ireo fokon’ny zanak’Israely no nizara izany. Dia nifarana ny fizarana an’ilay tany.

  • Josoa 21:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 ka niteny tamin’izy ireo tao Silo,+ tany Kanana, nanao hoe: “Efa nandidy tamin’ny alalan’i Mosesy i Jehovah fa homena tanàna honenana izahay, ary koa kijana ho an’ny biby fiompinay.”+

  • Josoa 22:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia lasa ny taranak’i Robena sy ny taranak’i Gada ary ny antsasaky ny fokon’i Manase, ka nandao ny zanak’Israely tao Silo, tany Kanana, mba hody any Gileada,+ any amin’ilay tanin’izy ireo, izay efa nanorenany ny fonenany araka ny baikon’i Jehovah tamin’ny alalan’i Mosesy.+

  • Mpitsara 21:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Farany, dia hoy izy ireo: “Misy fety ho an’i Jehovah fanao isan-taona any Silo,+ any avaratr’i Betela, atsinanan’ilay lalambe miakatra avy any Betela mankany Sekema,+ ary atsimon’i Lebona.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara