FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 2:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary naniraka mangingina mpitsikilo roa lahy, avy teo Sitima,+ i Josoa zanak’i Nona ka nanao hoe: “Mandehana jereo ilay tany, indrindra fa i Jeriko.” Koa nandeha izy ireo, dia nankao an-tranon’ny vehivavy mpivaro-tena atao hoe Rahaba,+ ka nitoetra tao.

  • Josoa 3:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 dia tsy nihetsika ny rano nidina avy tany ambony, fa niavosa ho toy ny tohodrano+ terỳ lavitra be terỳ, teny Adama, tanàna anilan’i Zaretana,+ ary ritra koa ny rano nidina nankany amin’ny ranomasin’i Araba, dia ny Ranomasin-tsira.+ Eny, nijanona tsy nikoriana ny rano, ka niampita nanandrify an’i Jeriko ny vahoaka.

  • Josoa 6:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia nohidiana mafy ny tanànan’i Jeriko noho ny amin’ny zanak’Israely, ka tsy nisy nivoaka na niditra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara