FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 15:63
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 63 Ireo Jebosita+ nipetraka tao Jerosalema+ kosa dia tsy voaroakan’ny taranak’i Joda,+ ka mbola miara-monina aminy ao ihany mandraka androany.

  • Mpitsara 1:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary niady tamin’i Jerosalema+ ny taranak’i Joda, ka azon’izy ireo ilay tanàna. Koa nasian’izy ireo tamin’ny lelan-tsabatra ny tao an-tanàna, fa ny tanàna kosa nodorany.

  • Mpitsara 19:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Tsy nety nijanona intsony anefa ralehilahy, fa nitsangana ihany ka nandeha, ary tonga hatrany amin’ny tandrifin’i Jebosa,+ izany hoe Jerosalema.+ Ary niaraka taminy ireo ampondralahy roa efa nisy lasely, ary koa ilay vadikeliny sy ilay mpanompony.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara