FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 6:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Koa naringan’izy ireo tanteraka tamin’ny lelan-tsabatra izay rehetra tao an-tanàna, na lehilahy na vehivavy, na tovolahy na lahiantitra, na omby na ondry na ampondra.+

  • Josoa 6:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ary nodoran’izy ireo ny tanàna sy ny zava-drehetra tao.+ Fa ny volafotsy sy ny volamena sy ny zavatra vita tamin’ny varahina sy vy kosa nomeny ho isan’ny zava-tsarobidy ho an’ny tranon’i Jehovah.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara