Josoa 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Raha vao nandre izany i Jabina mpanjakan’i Hazora, dia naniraka olona ho any amin’i Jobaba mpanjakan’i Madona,+ sy ny mpanjakan’i Simrona sy ny mpanjakan’i Aksafa,+ Josoa 12:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 ny mpanjakan’i Simrona-merona, iray; ny mpanjakan’i Aksafa,+ iray;
11 Raha vao nandre izany i Jabina mpanjakan’i Hazora, dia naniraka olona ho any amin’i Jobaba mpanjakan’i Madona,+ sy ny mpanjakan’i Simrona sy ny mpanjakan’i Aksafa,+