Josoa 21:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ny azony avy tamin’ny fokon’i Asera+ dia i Misala+ sy ny kijanany, Abdona+ sy ny kijanany, 1 Tantara 6:74 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 74 Ary ny tanàna avy tamin’ny fokon’i Asera dia i Masala sy ny kijanany, Abdona+ sy ny kijanany,