Genesisy 24:54 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 54 Avy eo dia nihinana sy nisotro izy sy ny olona niaraka taminy. Dia natory tao izy ireo, ary nifoha nony maraina. Ary hoy ralehilahy: “Alefaso ho any amin’ny tompoko aho.”+ Romanina 12:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mba anomezo amin’izay anananareo ny olona masina, araka izay ilainy.+ Miezaha ho tia mandray vahiny.+ Hebreo 13:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Aza hadinoina ny fitiavana mandray vahiny,+ fa noho izany, dia nampiantrano anjely+ ny sasany nefa tsy fantany.
54 Avy eo dia nihinana sy nisotro izy sy ny olona niaraka taminy. Dia natory tao izy ireo, ary nifoha nony maraina. Ary hoy ralehilahy: “Alefaso ho any amin’ny tompoko aho.”+
13 Mba anomezo amin’izay anananareo ny olona masina, araka izay ilainy.+ Miezaha ho tia mandray vahiny.+
2 Aza hadinoina ny fitiavana mandray vahiny,+ fa noho izany, dia nampiantrano anjely+ ny sasany nefa tsy fantany.