Mpitsara 19:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nijangajanga+ ilay vadikeliny. Farany, dia nisintaka ravehivavy, ka nody tany an-tranon-drainy tany Betlehema any Joda, ary nijanona tany efa-bolana katroka. 2 Samoela 5:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nandritra izany fotoana izany, dia naka vadikely+ sy vady+ hafa koa tao Jerosalema i Davida, rehefa tonga avy tany Hebrona. Ary mbola niteraka zazalahy sy zazavavy hafa koa i Davida.
2 Ary nijangajanga+ ilay vadikeliny. Farany, dia nisintaka ravehivavy, ka nody tany an-tranon-drainy tany Betlehema any Joda, ary nijanona tany efa-bolana katroka.
13 Nandritra izany fotoana izany, dia naka vadikely+ sy vady+ hafa koa tao Jerosalema i Davida, rehefa tonga avy tany Hebrona. Ary mbola niteraka zazalahy sy zazavavy hafa koa i Davida.