FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 19:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 “‘Aza manala baraka ny zanakao vavy amin’ny fandefasana azy hivaro-tena,+ sao hivaro-tena koa ny mponina eo amin’ilay tany, ka hanjakan’ny fitondran-tena baranahiny+ ilay tany.

  • Levitikosy 20:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “‘Raha misy lehilahy maka vady vehivavy iray nefa manao firaisana amin’ny renin-dravehivavy, dia fitondran-tena baranahiny+ izany. Hodorana+ ralehilahy sy izy mianaka, mba tsy hitohy eo aminareo ny fitondran-tena baranahiny.+

  • Salamo 119:150
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 150 Efa manakaiky ireo fatra-panaraka fitondran-tena baranahiny.+

      Mivaona tanteraka amin’ny lalànao izy ireo.+

  • Ohabolana 10:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Amin’ny tsisy saina dia toy ny kilalao ny fitondran-tena baranahiny,+ fa natao ho an’ny olona mahay manavaka kosa ny fahendrena.+

  • 1 Petera 4:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ampy izay ny fotoana+ lasa nanaovanareo ny sitrapon’izao tontolo izao,+ fony ianareo niaina tao anatin’ny fitondran-tena baranahiny,+ sy ny filan-dratsin’ny nofo, sy ny fibobohana divay,+ sy ny lanonana feno filibana, sy ny fifaninanana misotro, ary ny fanompoan-tsampy izay tsy araka ny lalàna.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara