Mpitsara 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Koa nirehitra tamin’ny Israely ny fahatezeran’i Jehovah,+ ka namidiny+ teo an-tanan’i Kosana-risataima mpanjakan’i Mezopotamia+ izy ireo. Ary nanompo azy valo taona ny zanak’Israely. 2 Tantara 36:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nataon’izy ireo ho fihomehezana+ foana anefa ny irak’Andriamanitra, ary nataony tsinontsinona ny tenin’Andriamanitra,+ sady nesoiny+ ny mpaminaniny, mandra-pihatran’ny fahatezeran’i+ Jehovah tamin’ny olony, ka tsy nisy fanafany intsony.+ Salamo 106:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Dia nirehitra tamin’ny olony ny fahatezeran’i Jehovah,+Ka nanjary halany ny lovany.+
8 Koa nirehitra tamin’ny Israely ny fahatezeran’i Jehovah,+ ka namidiny+ teo an-tanan’i Kosana-risataima mpanjakan’i Mezopotamia+ izy ireo. Ary nanompo azy valo taona ny zanak’Israely.
16 Nataon’izy ireo ho fihomehezana+ foana anefa ny irak’Andriamanitra, ary nataony tsinontsinona ny tenin’Andriamanitra,+ sady nesoiny+ ny mpaminaniny, mandra-pihatran’ny fahatezeran’i+ Jehovah tamin’ny olony, ka tsy nisy fanafany intsony.+