FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 13:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Fa hovonoina ho faty+ izany mpaminany+ na mpanonofy izany, satria efa nitaona anareo hikomy tamin’i Jehovah Andriamanitrareo izay nitondra anareo nivoaka avy tany Ejipta, sy nanavotra anareo avy tany amin’ny trano fanandevozana. Eny, nitaona anareo hikomy izy, mba hampiala anareo amin’ny lalana nasain’i Jehovah Andriamanitrareo haleha.+ Esory tsy ho eo aminareo ny ratsy.+

  • Deoteronomia 17:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ny tanan’ireo vavolombelona no voalohany hamely azy ho faty, avy eo vao ny tanan’ny olona rehetra.+ Esory tsy ho eo aminao ny ratsy.+

  • Deoteronomia 22:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 “Raha misy lehilahy tratra manao firaisana amim-behivavy vadin’olona,+ dia miaraka vonoina ho faty izy roa, na ilay lehilahy nanao firaisana tamin’ilay vehivavy na ilay vehivavy.+ Esory tsy ho eo amin’ny Israely ny ratsy.+

  • 1 Korintianina 5:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Tsy tsara ny antony ireharehanareo.+ Tsy fantatrareo ve fa lalivay kely fotsiny dia mampitombo+ ny koba manontolo?+

  • 1 Korintianina 5:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 fa Andriamanitra kosa no mitsara ny any ivelany?+ “Esory tsy ho eo aminareo ilay mpanao ratsy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara