FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 2:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Raha misy manota amin’olona,+ dia Andriamanitra no hitsara+ hiaro azy. Fa raha amin’i Jehovah kosa ny olona iray no manota,+ iza no hivavaka ho azy?”+ Tsy nihaino ny tenin-drainy+ anefa izy ireo, satria efa sitrak’i Jehovah ny hamono azy ireo ho faty.+

  • Ohabolana 29:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Izay efa nanarina imbetsaka+ nefa manamafy hatoka+ dia ho torotoro tampoka, ka tsy hisy fanafany intsony.+

  • Hosea 9:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Efa nanao zava-dratsy tafahoatra izy ireo,+ toy ny tamin’ny andro nitrangan’izany tany Gibea.+ Koa hotsarovan’Andriamanitra ny fahadisoany,+ ka hataony ampamoaka izy noho ny fahotany.

  • Hosea 10:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Efa tamin’ireny fotoana tany Gibea+ ireny no nanotan’ny+ Israely. Tsy niova izy ireo tany. Tsy nahatratra azy tany Gibea ny ady+ amin’ny zanaky ny tsy fahamarinana.

  • Romanina 9:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Koa izay tiany hamindrana fo àry no amindrany fo,+ ary izay tiany havela ho mafy hatoka no avelany ho mafy hatoka.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara